Jeremiah 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanangona ny ondriko sisa avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy Aho ka hampodiko ho any amin’ny saha niandrasana azy izy dia hitombo sy hihamaro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho dia hanangona izay sisa amin’ny ondriko, avy eny amin’ny tany rehetra nandroahako azy, dia haveriko ho eo amin’ny kijanany izy; ka hitombo sy hihamaro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa Izaho ihany no hanangona ireo andian’ondry sisa velona avy any amin’ny tany rehetra izay nanapariahako azy. Haveriko ao amin’ny saha firaofany izy ka hitombo sy hihamaro.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho hanangona ny ondriko sisa avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy ka hampodiko ho any amin'ny saha niandrasana azy, dia hitombo sy hihamaro izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanangona ny ondriko sisa avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy Aho ka hampodiko ho any amin’ny saha niandrasana azy izy dia hitombo sy hihamaro.
malagasy
Ary Izaho hanangona ny ondriko sisa avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy ka hampodiko ho any amin'ny saha niandrasana azy, dia hitombo sy hihamaro izy