Jeremiah 23:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, fa hasiako ny mpaminany, izay samy mangalatra ny teniko amin’ny namany avy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hiaviako ireo mpaminany ireo, izay mifangalatra ny teniko samy ho azy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, dia indro Aho hamely ireo mpaminany izay mifangalatra ny hafatro ireo.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, fa hasiako ny mpaminany, hoy Jehovah, izay samy mangalatra ny teniko amin'ny namany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, fa hasiako ny mpaminany, izay samy mangalatra ny teniko amin’ny namany avy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Koa, indro, fa hasiako ny mpaminany, hoy Jehovah, izay samy mangalatra ny teniko amin'ny namany avy.