Jeremiah 23:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hoy NY TOMPO, Izaho no hamely ny mpaminany, izay mampiteny ny lelany hoe avy Amiko izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro hiaviako ireo mpaminany ireo, - teny marin’i Iaveh, - izay mampipelipelika ny lelany manao hoe: «Teny marin’i Iaveh!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, indro Aho hamely ny mpaminany izay nampifangaro ny teniny amin’ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Indro, hoy Jehovah, hasiako ny mpaminany, izay mampiteny ny lelany hoe: Hoy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hoy NY TOMPO, Izaho no hamely ny mpaminany, izay mampiteny ny lelany hoe avy Amiko izany.
malagasy
Indro, hoy Jehovah, hasiako ny mpaminany, izay mampiteny ny lelany hoe: Hoy Izy.