Jeremiah 23:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samia manontany amin’ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin’NY TOMPO? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no ifampilazanareo aminareo isany, sy amin’ny havanareo avy: «Ahoana no navalin’i Iaveh?» ary: «Ahoana, hoy i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tokony hifanontanianareo dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO?» na «Inona no voalazan’ny TOMPO?»
Malagasy Bible 1865
Samia manontany amin'ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin'i Jehovah? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samia manontany amin’ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin’NY TOMPO? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO?
malagasy
Samia manontany amin'ny namany sy ny rahalahiny avy ianareo hoe: Ahoana no navalin'i Jehovah? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?