Jeremiah 23:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny hoe ny enta-mavesatry NY TOMPO dia tsy hotononinareo intsony; fa ny tenin’ny olona tsirairay ihany no ho enta-mavesatry ny tenany, satria efa navadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy haverinao intsony kosa ny hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh!» Fa ny tenin’ny olona ihany no havesatra aminy avy; satria ianareo mamadika ny tenin’Andriamanitra velona, dia i Iavehn’ny tafika, Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO» dia tsy tokony hotononinareo intsony. Fa moa enta-mavesatra ho an’ny olona tokoa ve ny tenin’Andriamanitra? Tsia, fa raha izany dia avadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa ny hoe: Ny entan'i Jehovah dia tsy hotononinareo intsony; Fa ny tenin'ny olona avy ihany no ho entan'ny tenany, satria efa navadikareo ny tenin'Andriamanitra velona, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny hoe ny enta-mavesatry NY TOMPO dia tsy hotononinareo intsony; fa ny tenin’ny olona tsirairay ihany no ho enta-mavesatry ny tenany, satria efa navadikareo ny tenin’Andriamanitra velona, dia Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitsika.
malagasy