Jeremiah 23:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no holazainareo amin’ny mpaminany: «Ahoana no navalin’i Iaveh taminao? Ahoana hoy i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?»
Malagasy Bible 1865
Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO?
malagasy
Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah?[Heb. hanontanianao]