Jeremiah 23:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha hoy ianareo: Enta-mavesatry NY TOMPO, dia izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO, nefa efa nandefasako iraka ihany ianareo ka nilazako hoe: Aza miteny izany hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ataonao hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh,» dia izao kosa no lazain’i Iaveh: «Noho ianareo nilaza ny teny hoe: Mavesatra ho an’i Iaveh, rehefa naniraka tany aminareo anefa Aho hilaza aminareo hoe: Aza manao hoe: Entan’i Iaveh intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola teneninareo ihany ny hoe «enta-mavesatra aneren’ny TOMPO», na dia efa nandrarako anareo aza,
Malagasy Bible 1865
Fa raha hoy ianareo: Entan'i Jehovah, Dia izao no lazain'i Jehovah: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny entan'i Jehovah, nefa efa nanirahako ihany ianareo nataoko hoe: Aza manao hoe: Ny entan'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha hoy ianareo: Enta-mavesatry NY TOMPO, dia izao no lazain’NY TOMPO: Noho ny nilazanareo ny teny hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO, nefa efa nandefasako iraka ihany ianareo ka nilazako hoe: Aza miteny izany hoe: Ny enta-mavesatry NY TOMPO izany,
malagasy