Jeremiah 23:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny henatra mandrakizay izay tsy hohadinoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ataoko tonga aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay, ny henatra mandrakizay, izay tsy hohadinoina na oviana na oviana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotro ho amin’ny henatra sy ny fahafaham-baràka tsy hohadinoina mandrakizay ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny fahamenarana mandrakizay izay tsy hohadinoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny henatra mandrakizay izay tsy hohadinoina.
malagasy
Ary hataoko mihatra aminareo ny fahafaham-baraka mandrakizay sy ny fahamenarana mandrakizay izay tsy hohadinoina.