Jeremiah 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ambara-pahalany ritra azy tsy ho amin’ny tany izay nomeko azy sy ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny sabatra, ny mosary, ny pesta dia hirahiko hanjò azy, mandra-paharingana azy ireo tsy ho eo amin’ny tany, izay nomeko azy sy ny razany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halefako hamely azy ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana mandra-pahalany ritra azy tsy ho eo amin’ny tany izay nomeko azy sy ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ambara-pahalany ritrany tsy ho amin'ny tany izay nomeko azy sy ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ambara-pahalany ritra azy tsy ho amin’ny tany izay nomeko azy sy ny razany.
malagasy
Ary hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ambara-pahalany ritrany tsy ho amin'ny tany izay nomeko azy sy ny razany.