Jeremiah 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Ary hoy aho hoe: Aviavy. Ny tsara moa dia tsara tokoa, ary ny ratsy kosa dia ratsy tokoa ka tsy azo hanina noho ny haratsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamiko: «Inona no hitanao, ry Jeremia?» Dia hoy ny navaliko azy: «Aviavy; ka ny aviavy tsara moa, tsara dia tsara; ny ratsy kosa, ratsy dia ratsy, tsy azo hanina akory noho ny haratsiany loatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany ahy ny TOMPO hoe: –Inona no hitanao, ry Jeremià? Namaly aho hoe: –Aviavy: ka ny sasany tsara dia tsara, fa ny sasany kosa ratsy loatra ka tsy azo hanina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Ary hoy izaho: Aviavy; koa ny tsara moa dia tsara tokoa, ary ny ratsy kosa dia ratsy tokoa ka tsy azo hanina noho ny haratsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Ary hoy aho hoe: Aviavy. Ny tsara moa dia tsara tokoa, ary ny ratsy kosa dia ratsy tokoa ka tsy azo hanina noho ny haratsiny.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Ary hoy izaho: Aviavy; koa ny tsara moa dia tsara tokoa, ary ny ratsy kosa dia ratsy tokoa ka tsy azo hanina noho ny haratsiny.