Jeremiah 24:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin’ity tany ity ho any amin’ny tanin’ny Kaldeana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely: Tahaka ny fijery an’ireto aviavy tsara ireto no ho fijeriko amim-pitiavana ny voababo amin’i Jodà, izay nalefako avy amin’ity fitoerana ity, ho any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: Ho tahaka ireto aviavy tsara ireto no hijereko ny Jodeanina voababo izay noroahiko hiala teto amin’ity toerana ity hankany Babilônia.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin'ity tany ity ho any amin'ny tanin'ny Kaldeana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin’ity tany ity ho any amin’ny tanin’ny Kaldeana.
malagasy