Jeremiah 24:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hotsinjovin’ny masoko izy mba hanasoavako azy ka hampodiko ho amin’ity tany ity; haoriko izy fa tsy horavako; hamboleko izy fa tsy hongotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsinjo azy ireo ny masoko hanasoa azy, ka hampodiko ho amin’ity tany ity; haoriko izy, ka tsy horavako intsony; hamboleko izy, ka tsy hongotako intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hojereko am-pitiavana izy ka hampodîko amin’ity tany ity. Haoriko indray izy ka tsy horavako intsony, hamboleko indray ka tsy hongotako intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa hojeren'ny masoko izy mba hanasoavako azy ka hampodiko ho amin'ity tany ity; ary haoriko izy, ka tsy horavako; ary hamboleko izy, fa tsy hongotako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hotsinjovin’ny masoko izy mba hanasoavako azy ka hampodiko ho amin’ity tany ity; haoriko izy fa tsy horavako; hamboleko izy fa tsy hongotako.
malagasy
Fa hojeren'ny masoko izy mba hanasoavako azy ka hampodiko ho amin'ity tany ity; ary haoriko izy, ka tsy horavako; ary hamboleko izy, fa tsy hongotako.