Jeremiah 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny fitopolo taona, hoy NY TOMPO, dia hovaliako kosa ny mpanjakan’i Babilona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin’ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapitra izany 70 taona izany, dia hampamoahiko ny amin’ny fahotany kosa ny mpanjakan’i Babilôna sy izany firenena izany, - teny marin’i Iaveh, - ary koa ny tanin’ny Kaldeanina, ary hataoko tany lao mandrakizay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny fitopolo taona, dia hirotsaka an-tsehatra Aho hamaly an’i Nebokadnetsara sy ny vahoakany noho ny helony, hamely ny taniny Aho ka hanao azy ho taniefitra rava mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny fito-polo taona, hoy Jehovah, dia hovaliako kosa ny mpanjakan'i Babylona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin'ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny fitopolo taona, hoy NY TOMPO, dia hovaliako kosa ny mpanjakan’i Babilona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin’ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny fito-polo taona, hoy Jehovah, dia hovaliako kosa ny mpanjakan'i Babylona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin'ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay.