Jeremiah 25:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hotanterahiko amin’izany tany izany ny teniko rehetra izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity, izay nambara tamin’i Jeremia mpaminany hoenti-mamely ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko mihatra amin’izany tany izany avokoa ny teny voalazako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra amin’ity boky ity. Ny novinanin’i Jeremia hamelezana ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko mihatra amin’izany tany izany ny loza rehetra izay efa nolazaiko. Voasoratra ao anatin’ity boky ity ireny, dia araka izay efa nambaran’ny mpaminany Jeremià ny amin’ny firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary hotoviko amin'izany tany izany ny teniko rehetra, izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin'ity boky ity, izay novinanin'i Jeremia hamely ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary hotoviko amin'izany tany izany ny teniko rehetra, izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin'ity boky ity, izay novinanin'i Jeremia hamely ny firenena rehetra.