Jeremiah 25:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo kosa indray dia hanompo firenena maro sy mpanjaka lehibe maro; ary hovaliako araka ny nataony sy araka ny asan’ny tanany avy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hampanompoin’ny firenena maro ama-mpanjaka lehibe kosa indray izy ireo, ka dia hovaliako araka ny nataony sy ny asan’ny tanany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anjaran’ny Babilônianina kosa amin’izay ny hanompo firenen-dehibe sy mpanjaka mahery. Havaliko azy ny ratsy rehetra nataony.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo kosa indray dia hampanompoin'ny firenena maro sy ny mpanjaka lehibe, ary hovaliako araka ny ataony sy araka ny asan'ny tànany avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo kosa indray dia hanompo firenena maro sy mpanjaka lehibe maro; ary hovaliako araka ny nataony sy araka ny asan’ny tanany avy izy.
malagasy
Fa ireo kosa indray dia hampanompoin'ny firenena maro sy ny mpanjaka lehibe, ary hovaliako araka ny ataony sy araka ny asan'ny tànany avy izy.