Jeremiah 25:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoakan-divain’ny fahatezerana mirehitra ity ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no nolazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely tamiko: «Raiso ity kapoakan’ ny divaim-pahatezerako etỳ an-tanako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra hanirahako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely tamiko: «Raiso etỳ an-tanako ity tsangambava izay feno ny divaim-pahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoaky ny divay fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoakan-divain’ny fahatezerana mirehitra ity ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.
malagasy
Fa izao no nolazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoaky ny divay fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.