Jeremiah 25:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tanan’NY TOMPO ka nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’NY TOMPO ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraisiko ny kapoaka teny an-tanan’i Iaveh, nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Iaveh ahy, dia i Jerosalema mbamin’ny tanànan’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noraisiko ny tsangambava izay teny an-tanan’ny TOMPO, ary nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’ny TOMPO ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan'i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan'i Jehovah ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tanan’NY TOMPO ka nampisotroiko ny firenena rehetra izay nanirahan’NY TOMPO ahy,
malagasy
Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan'i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan'i Jehovah ahy,