Jeremiah 25:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Jerosalema, ny tanànan’ny Joda, ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hahatonga azy ho tany lao sy ho figagana, ho zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin’izao anio izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanjakany, ny lehibeny, mba hanao azy ho tany manirery, ho tany rava, ho zavatra fandatsa, fanozonana, araka izao hita anio izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda mbamin’ireo mpanjaka sy mpanapaka teo aminy no nanombohako izany mba hahatonga ireo toerana ireo ho rava ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-panozonana, araka izao toe-javatra ankehitriny izao.
Malagasy Bible 1865
dia Jerosalema sy ny tanànan'ny Joda sy ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hanao azy ho tany lao sy ho figagana sy zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin'izao anio izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Jerosalema, ny tanànan’ny Joda, ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hahatonga azy ho tany lao sy ho figagana, ho zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin’izao anio izao;
malagasy
dia Jerosalema sy ny tanànan'ny Joda sy ny mpanjakany ary ny mpanapaka, mba hanao azy ho tany lao sy ho figagana sy zavatra mampisitrisitra ary fanozonana tahaka ny amin'izao anio izao;