Jeremiah 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Farao, mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Faraôna mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ny anjaran’ny firenen-kafa: –Ny Farao mpanjakan’i Ejipta sy ireo tandapany ary ny mpifehiny mbamin’ny vahoakany rehetra,
Malagasy Bible 1865
ary Farao, mpanjakan'i Egypta, sy ny mpanompony sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoakany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Farao, mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny mpanapaka mbamin’ny vahoakany rehetra;
malagasy
ary Farao, mpanjakan'i Egypta, sy ny mpanompony sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoakany rehetra,