Jeremiah 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’ny Joda rehetra sy tamin’ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny notononin’i Jeremia momba ny vahoaka rehetra any Jodà, mbamin’ny mponina rehetra any Jerosalema nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jeremià mpaminany tamin’ny vahoaka rehetra ao Joda sy ny mponina rehetra tao Jerosalema:
Malagasy Bible 1865
dia izay nolazain'i Jeremia mpaminany tamin'ny Joda rehetra sy tamin'ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’ny Joda rehetra sy tamin’ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe:
malagasy
dia izay nolazain'i Jeremia mpaminany tamin'ny Joda rehetra sy tamin'ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe: