Jeremiah 25:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny olona samihafa firenena rehetra, ny mpanjaka rehetra amin’ny tany Oza, ny mpanjaka rehetra amin’ny tanin’ny Filistina, Askelona, Gaza, Ekrona, ny sisa any Asdoda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vahoaka mifangaro rehetra; ny mpanjaka rehetra amin’ny Otsa, ny mpanjaka rehetra amin’ny tanin’ny Filistinina, i Askalôna, i Gazà, i Akarôna, mbamin’ny sisa any Azota;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miaraka amin’ireo firenena madinika samihafa monina any Ejipta; –ireo mpanjaka rehetra amin’ny tany Hotsy; –ireo mpanjaka rehetra amin’ny tanin’ny Filistinina: dia ny tao Askelôna sy tao Gazà sy tao Hekrôna ary tao amin’ny faritra sisa eo Asdôda;
Malagasy Bible 1865
ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tanin'ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny olona samihafa firenena rehetra, ny mpanjaka rehetra amin’ny tany Oza, ny mpanjaka rehetra amin’ny tanin’ny Filistina, Askelona, Gaza, Ekrona, ny sisa any Asdoda;
malagasy
ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin'ny tanin'ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda;