Jeremiah 25:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpanjaka rehetra any Tiro, ny mpanjaka rehetra any Sidona, ny mpanjakan’ny nosy any andafin’ny ranomasina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanjaka rehetra any Tira, ny mpanjaka rehetra any Sidona, mbamin’ny mpanjakan’ny nosy any an-dafin’ny ranomasina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ireo mpanjaka rehetra tao Tiro sy tao Tsidôna ary tao amin’ny tany amorontsiraka any ampitan-dranomasina any;
Malagasy Bible 1865
ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan'ny nosy any an-dafin'ny ranomasina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpanjaka rehetra any Tiro, ny mpanjaka rehetra any Sidona, ny mpanjakan’ny nosy any andafin’ny ranomasina;
malagasy
ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan'ny nosy any an-dafin'ny ranomasina;[Na: amoron-tsiraka]