Jeremiah 25:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpanjaka rehetra any Arabia, ny mpanjaka rehetra amin’ny firenena maro samihafa izay monina any an-tany efitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanjaka rehetra any Arabia, ny mpanjaka rehetra amin’ireo firenena mifangaro monina any an’efitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–ireo mpanjaka rehetra any Arabia sy any amin’ireo foko samihafa monina any an-taniefitra;
Malagasy Bible 1865
ary ny mpanjaka rehetra any Arabia sy ny mpanjaka rehetra amin'ny firenena maro samy hafa izay monina any an-efitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpanjaka rehetra any Arabia, ny mpanjaka rehetra amin’ny firenena maro samihafa izay monina any an-tany efitra;
malagasy
ary ny mpanjaka rehetra any Arabia sy ny mpanjaka rehetra amin'ny firenena maro samy hafa izay monina any an-efitra;