Jeremiah 25:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Tsy maintsy misotro ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mandà tsy handray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy ireo, lazao aminy hoe: «Izao no tenin’i Iaveh: Hisotro ianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampiany hoe: «Raha misy mandà tsy hisotro amin’ny tsangambava izay atolotrao azy, dia ilazao hoe: Izany no baikon’ny TOMPOn’izao rehetra izao ka tsy maintsy misotro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy, dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Tsy maintsy misotro ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Tsy maintsy misotro ianareo.
malagasy
Ary raha tsy mety mandray ny kapoaka eny an-tananao hosotroiny izy, dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Tsy maintsy misotro ianareo.