Jeremiah 25:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hisy loza hivoaka hitety ny firenena samihafa, ary hisy tafio-drivotra mahery hiposaka avy any amin’ny faran’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Indro ny loza hitety ny firenen-tsamihafa. Misy tafio-drivotra mahery, hiposaka avy any am-paran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Indro miainga ao amin’ny firenena iray ny loza ka mihanaka any amin’ny firenena hafa; misy tafio-drivotra mahery mipoitra avy any am-paran’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hisy loza hivoaka hitety ny firenena samy hafa, ary hisy tafio-drivotra mahery hiposaka any amin'ny faran'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hisy loza hivoaka hitety ny firenena samihafa, ary hisy tafio-drivotra mahery hiposaka avy any amin’ny faran’ny tany;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hisy loza hivoaka hitety ny firenena samy hafa, ary hisy tafio-drivotra mahery hiposaka any amin'ny faran'ny tany;