Jeremiah 25:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy toerana handosiran’ny mpitondra ary tsy hisy fahafahana ho an’ny mpiandry ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpiandry ondry tsy hanan-kandosirana; ny lehiben’ny ondry tsy hanan-kialofana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manan-kisitrihana intsony ny mpitondra; tsy manan-kialofana ny mpiandraikitra andian’ondry.
Malagasy Bible 1865
Ny mpiandry ondry tsy hanam-pandosirana, ary ny zokiny amin'ny ondry tsy hanam-pahafahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy toerana handosiran’ny mpitondra ary tsy hisy fahafahana ho an’ny mpiandry ny ondry.
malagasy
Ny mpiandry ondry tsy hanam-pandosirana, ary ny zokiny amin'ny ondry tsy hanam-pahafahana.