Jeremiah 25:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injany misy feo fitarainan’ny mpitondra sy fidradradradran’ny mpiandry ny ondry aminy! Satria efa nosimban’NY TOMPO ny saha fiandrasana azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Re ny fitarainan’ny mpiandry ondry, ary ny fidradradradran’ny lehiben’ny ondry, fa nosimban’i Iaveh ny tany fiandrasana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reko ny antsoantsom-pitarainany sy ny fidradradradrana ataony, satria efa simban’ny TOMPO ireo kijana fiandrasany.
Malagasy Bible 1865
Injany! misy feo fitarainan'ny mpiandry ondry sy fidradradradran'ny zokiny aminy! Satria efa nosimban'i Jehovah ny saha fiandrasana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injany misy feo fitarainan’ny mpitondra sy fidradradradran’ny mpiandry ny ondry aminy! Satria efa nosimban’NY TOMPO ny saha fiandrasana azy;
malagasy
Injany! misy feo fitarainan'ny mpiandry ondry sy fidradradradran'ny zokiny aminy! Satria efa nosimban'i Jehovah ny saha fiandrasana azy,