Jeremiah 25:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny any an-tsaha tsy misy tabataba dia rava avy amin’ny firehetan’ny hatezeran’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirehitra ny hatezeran’ny TOMPO dia gina ilay kijana niadanana.
Malagasy Bible 1865
Ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
malagasy
Ary efa tonga lao ny kijana niadanana noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.Nandao ny fiereny toy ny liona tanora izy; Fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan'ny mpampahory sy noho ny firehetan'ny fahatezerany.