Jeremiah 25:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandao ny fiereny toy ny liona tanora Izy; fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan’ny mpampahory sy noho ny firehetan’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandao ny fiereny toy ny liona mandao ny lobolobony izy; ny tanin’izy ireo efa hovana ho efitra, eo anoloan’ny hatezeran’ny mpandrava, eo anoloan’ny firehetan’ny hatezeran’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny liona tanora nandao ny kirihitra fiereny no fahalasanan’ireo mpitondra Efa tonga lao ny taniny satria mahatsiravina ny ady ary mirehitra ny hatezeran’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Nandao ny fiereny toy ny liona tanora izy; Fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan'ny mpampahory sy noho ny firehetan'ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandao ny fiereny toy ny liona tanora Izy; fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan’ny mpampahory sy noho ny firehetan’ny fahatezerany.
malagasy
Nandao ny fiereny toy ny liona tanora izy; Fa efa lao ny taniny noho ny fahasiahan'ny mpampahory sy noho ny firehetan'ny fahatezerany.