Jeremiah 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samia ianareo miala amin’ny lalan-dratsinareo avy sy amin’ny ratsy fanaonareo, dia honina any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO anareo sy ny razanareo hatrizay ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia ianareo miverina miala amin’ny lalan-dratsinareo sy amin’ny haratsian’ny asanareo avy, dia honina amin’ny tany nomen’i Iaveh anareo sy ny razanareo, amin’ny taona mifandimby ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Izy taminareo: «Samia miala amin’ny fitondrantena sy fanao ratsiny avy ianareo, dia haveriko honina ao amin’ny tany izay nomeko anareo sy ny razanareo hatrizay ka ho mandrakizay ianareo.
Malagasy Bible 1865
Samia miala amin'ny lalan-dratsinareo avy ianareo sy amin'ny ratsy fanaonareo, ka dia honina any amin'ny tany izay nomen'i Jehovah anareo sy ny razanareo hatrizay ka ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samia ianareo miala amin’ny lalan-dratsinareo avy sy amin’ny ratsy fanaonareo, dia honina any amin’ny tany izay nomen’NY TOMPO anareo sy ny razanareo hatrizay ka ho mandrakizay.
malagasy
Samia miala amin'ny lalan-dratsinareo avy ianareo sy amin'ny ratsy fanaonareo, ka dia honina any amin'ny tany izay nomen'i Jehovah anareo sy ny razanareo hatrizay ka ho mandrakizay.