Jeremiah 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza manaraka andriamanitra hafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin’ny asan’ny tananareo, fandrao hahatonga loza aminareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandeha manaraka andriamani-kafa, mba hanompo azy sy hivavaka aminy; ary aza mampahatezitra Ahy amin’ny asan-tananareo, dia tsy hampidi-doza aminareo akory Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mifikitra amin’ireo andriamani-kafa hivavaka aminy na hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin’ny fanaovana sampy; dia tsy hahatonga loza aminareo Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary aza manaraka andriamani-kafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin'ny asan'ny tananareo, fandrao hahatonga loza aminareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza manaraka andriamanitra hafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin’ny asan’ny tananareo, fandrao hahatonga loza aminareo Aho.
malagasy
Ary aza manaraka andriamani-kafa hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, ary aza mampahatezitra Ahy amin'ny asan'ny tananareo, fandrao hahatonga loza aminareo Aho.