Jeremiah 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo, hoy NY TOMPO, ka nampahatezitra Ahy tamin’ny asan’ny tananareo ianareo dia nahita loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nihaino ahy anefa ianareo, - teny marin’i Iaveh - ho fampahatezerana Ahy tamin’ny asan-tananareo, ary ho loza ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO; fa vao mainka aza nampahatezitra Ahy tamin’ny fanaovana sampy mba hahatonga loza aminareo.»
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo, hoy Jehovah, mba hampahatezeranareo Ahy tamin'ny asan'ny tananareo hahitanareo loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo, hoy NY TOMPO, ka nampahatezitra Ahy tamin’ny asan’ny tananareo ianareo dia nahita loza.
malagasy
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo, hoy Jehovah, mba hampahatezeranareo Ahy tamin'ny asan'ny tananareo hahitanareo loza.