Jeremiah 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Noho ny tsy nihainoanareo ny teniko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Noho ianareo tsy nihaino ny teniko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Satria tsy nihaino ny teniko ianareo,
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Noho ny tsy nihainoanareo ny teniko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Noho ny tsy nihainoanareo ny teniko
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Noho ny tsy nihainoanareo ny teniko,