Jeremiah 27:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ny fanaka izay sisa ao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ao an-tranon’ny mpanjakan’ny Joda sy ato Jerosalema:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, ny amin’ireo fanaka sisa ao an-tranon’i Iaveh, sy ao an-tranon’ny mpanjakan’i Jodà ary ao Jerosalema:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely, ny amin’ireo fanaka sisa tafajanona ao an-tranon’ny TOMPO sy ao an-dapan’ny mpanjakan’i Joda na eto Jerosalema:
Malagasy Bible 1865
eny, izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ny fanaka izay sisa ao an-tranon'i Jehovah sy ao an-tranon'ny mpanjakan'ny Joda sy ato Jerosalema:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ny fanaka izay sisa ao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ao an-tranon’ny mpanjakan’ny Joda sy ato Jerosalema:
malagasy
eny, izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ny fanaka izay sisa ao an-tranon'i Jehovah sy ao an-tranon'ny mpanjakan'ny Joda sy ato Jerosalema:Ho any Babylona no hitondrana ireo, sady hitoetra any izy ambara-pahatongan'ny andro hamangiako azy, hoy Jehovah, dia vao ho entiko miakatra izy ka hampodiko amin'ity tanàna ity.