Jeremiah 28:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesorin’i Hanania mpaminany ny zioga tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ka notapahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, nalain’i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon’i Jeremia mpaminany, ka notapahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nesorin’i Hananià mpaminany ny zioga teo an-tsorok’i Jeremià mpaminany, ka nopotehiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nesorin'i Hanania mpaminany ny zioga tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ka notapahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesorin’i Hanania mpaminany ny zioga tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ka notapahiny.
malagasy
Dia nesorin'i Hanania mpaminany ny zioga tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ka notapahiny.