Jeremiah 28:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa notapahin’i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon’i Jeremia, dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy taorian’ny nanapotehan’i Hananià mpaminany ny zioga izay nolanjain’i Jeremià teo an-tsorony, dia nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, nony efa notapahin'i Hanania mpaminany ho afaka tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe:
malagasy
Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, nony efa notapahin'i Hanania mpaminany ho afaka tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe: