Jeremiah 28:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana ianao, milazà amin’i Hananiasa hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Jioga hazo no notapahinao, fa jioga vy kosa no nataonao hasolo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ndeha lazao amin’i Hananià izao hafatry ny TOMPO izao: «Satria nopotehinao ilay zioga hazo teo, dia zioga vy no hasolonao azy.»
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ka lazao amin'i Hanania hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.
malagasy
Mandehana, ka lazao amin'i Hanania hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.