Jeremiah 28:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao NY TOMPO; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin’ny lainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hananiasa mpaminany: «Henoy, ry Hananiasa: Tsy nirahin’i Iaveh ianao, ka nataonao izay itokian’ity vahoaka ity amin’ny lainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy koa i Jeremià tamin’i Hananià mpaminany: –Henoy tsara aho, ry Hananià: Tsy naniraka anao ny TOMPO, fa ianao no nanosika ity vahoaka ity hiantehitra amin’ny lainga.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao Jehovah; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin'ny lainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao NY TOMPO; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin’ny lainga.
malagasy
Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao Jehovah; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin'ny lainga.