Jeremiah 28:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hesoriko tsy ho amin’ny tany ianao; amin’ity taona ity ihany no hahafatesanao satria fikomiana tamin’NY TOMPO no notorìnao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’i Iaveh: Indro esoriko tsy ho eto ambonin’ny tany ianao, dia ho faty ianao satria fiodinana amin’i Iaveh no notorìnao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa lazain’ny TOMPO fa hoesoriny tsy ho eto ambonin’ny tany ianao; alohan’ny faran’ity taona ity, dia ho faty ianao satria nanosika ity firenena ity hikomy amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hesoriko tsy ho amin'ny tany ianao; amin'ity taona ity ihany no hahafatesanao, satria fiodinana tamin'i Jehovah no notorinao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hesoriko tsy ho amin’ny tany ianao; amin’ity taona ity ihany no hahafatesanao satria fikomiana tamin’NY TOMPO no notorìnao.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hesoriko tsy ho amin'ny tany ianao; amin'ity taona ity ihany no hahafatesanao, satria fiodinana tamin'i Jehovah no notorinaoKa dia maty tamin'ny volana fahafito tamin'iny taona iny ihany Hanania mpaminany.