Jeremiah 28:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty tamin’ny volana fahafito tamin’iny taona iny ihany i Hanania mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia maty tamin’izany taona izany ihany, tamin’ny volana fahafito i Hananiasa mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia maty tamin’ny volana fahafito tamin’iny taona iny tokoa i Hananià mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia maty tamin'ny volana fahafito tamin'iny taona iny ihany Hanania mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty tamin’ny volana fahafito tamin’iny taona iny ihany i Hanania mpaminany.
malagasy
Ka dia maty tamin'ny volana fahafito tamin'iny taona iny ihany Hanania mpaminany.