Jeremiah 28:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa notapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Efa notapahiko ny jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Hopotehiko ny ziogam -pamoretana angejan’ny mpanjakan’i Babilôna anareo.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Efa notapahiko ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa notapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona,
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Efa notapahiko ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona,