Jeremiah 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jeremia mpaminany namaly an’i Hananiasa mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy teo anatrehan’ny vahoaka rehetra, izay tao an-tranon’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly an’i Hananià mpaminany i Jeremià teo imason’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon’ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany teo anatrehan'ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO:
malagasy
Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany teo anatrehan'ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon'i Jehovah,