Jeremiah 28:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa kosa henoy izao teny holazaiko eto ho ren’ny sofinao sy ny sofin’ny vahoaka rehetra izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa henoy tsara izao teny ataoko renao sy ren’ny vahoaka rehetra eto izao:
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao, izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra:
malagasy
Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao, izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra: