Jeremiah 28:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpaminany izay tany alohako sy tany alohanao hatramin’ny ela dia naminany ady sy loza ary areti-mandringana ho amin’ny tany maro sy ny fanjakana lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mpaminany teo alohanao sy talohako, hatramin’ny andro ela, dia efa naminany ady sy loza ary pesta, ho amin’ny tany maro amam-panjakana lehibe
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nisy tokoa mpaminany hatry ny ela talohanao sy talohako. Ireny mpaminany ireny dia manambara hafatra tamin’ireo tany matanjaka sy fanjakana malaza; nefa ady sy loza ary areti-mandringana no nambarany mazàna.
Malagasy Bible 1865
Ny mpaminany izay tany alohako sy tany alohanao hatramin'ny ela dia naminany ady sy loza ary areti-mandringana ho amin'ny tany maro sy ny fanjakana lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpaminany izay tany alohako sy tany alohanao hatramin’ny ela dia naminany ady sy loza ary areti-mandringana ho amin’ny tany maro sy ny fanjakana lehibe.
malagasy
Ny mpaminany izay tany alohako sy tany alohanao hatramin'ny ela dia naminany ady sy loza ary areti-mandringana ho amin'ny tany maro sy ny fanjakana lehibe.