Jeremiah 28:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny mpaminany izay maminany fiadanana, raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin’NY TOMPO tokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay mpaminany naminany fiadanana kosa, dia ny fahatanterahan’ny tenin’izany mpaminany izany no hahafantarana azy ho mpaminany tena nirahin’i Iaveh marina tokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy mpaminany iray milaza fahasambarana, ny ahalalana fa nirahin’ny TOMPO tokoa izy dia rehefa tanteraka izay nolazainy.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny mpaminany izay maminany fiadanana raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin'i Jehovah tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny mpaminany izay maminany fiadanana, raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin’NY TOMPO tokoa izy.
malagasy
Ny amin'ny mpaminany izay maminany fiadanana raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin'i Jehovah tokoa izy.