Jeremiah 29:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka Amiko dia hihaino anareo Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiantso Ahy ianareo, dia ho avy sy hivavaka Amiko ianareo, ary hihaino anareo Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay raha miantso Ahy ianareo ka mivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka Amiko dia hihaino anareo Aho.
malagasy
Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.