Jeremiah 29:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho hitanareo Aho, hoy NY TOMPO; ary hampodiko avy amin’ny fahababoana ianareo ka hangoniko avy any amin’ny firenena rehetra sy avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako anareo, hoy NY TOMPO, ary hampodiko ho any amin’ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hety ho hitanareo Aho, - teny marin’i Iaveh, - hampodiko ny babo aminareo, ary hangoniko avy any amin’ny firenena rehetra ianareo sy avy amin’ny fitoerana rehetra nandroahako anareo, - teny marin’i Iaveh, - dia haveriko amin’ity fitoerana nanesorako anareo ity indray.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho hitanareo Aho, hoy Jehovah; ary hampodiko avy amin'ny fahababoana ianareo, ka hangoniko avy any amin'ny firenena rehetra sy avy any amin'ny tany rehetra izay nandroahako anareo, hoy Jehovah, ka hampodiko ho any amin'ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho hitanareo Aho, hoy NY TOMPO; ary hampodiko avy amin’ny fahababoana ianareo ka hangoniko avy any amin’ny firenena rehetra sy avy any amin’ny tany rehetra izay nandroahako anareo, hoy NY TOMPO, ary hampodiko ho any amin’ilay tany efa nanolorako anareo hobaboina.
malagasy