Jeremiah 29:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpanjaka izay mipetraka eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida sy ny amin’ny vahoaka rehetra izay monina amin’ity tanàna ity, dia ny rahalahinareo izay tsy mba lasan-ko babo niaraka taminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, ny amin’ny mpanjaka mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida, ny vahoaka rehetra monina amin’ity tanàna ity, sy ireo rahalahinareo tsy mba lasa nandeha niaraka taminareo ho any amin’ny tany fahababoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny amin’ny mpanjaka izay mipetraka eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida sy ny amin’ny vahoaka rehetra izay mbola mipetraka eto Jerosalema, izany hoe ireo mpiray firenena tsy mba nentina ho babo niaraka taminareo, dia izao no lazain’ny Tompo,
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy ny amin'ny vahoaka rehetra izay monina amin'ity tanàna ity, dia ny rahalahinareo izay tsy mba lasan-ko babo niaraka taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpanjaka izay mipetraka eo amin’ny sezafiandrianan’i Davida sy ny amin’ny vahoaka rehetra izay monina amin’ity tanàna ity, dia ny rahalahinareo izay tsy mba lasan-ko babo niaraka taminareo;
malagasy