Jeremiah 29:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ka hataoko toy ny aviavy tena ratsy izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Efa halefako hamely an’ireo ny sabatra, ny mosary, ary ny pesta; hataoko toy ny aviavy ratsy tsy azo hanina, noho ny haratsiany loatra, izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izao no ambaran’ny TOMPOn’izao rehetra izao: ‹Handefa ady sy mosary ary areti-mandringana hamely azy Aho. Hataoko tonga tahaka ny aviavy lò izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
Malagasy Bible 1865
izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana, ka hataoko toy ny aviavy ratsy dia ratsy izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana ka hataoko toy ny aviavy tena ratsy izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
malagasy