Jeremiah 29:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa lasa niala tany Jerosalema i Jekonia mpanjaka, ny reniny, ny tandapa, ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin’ny mpahay taozavatra sy ny mpanefy vy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nony efa niala tany Jerosalema i Jekôniasa mpanjaka, ny renin’ny mpanjaka, ny eonòka, ny mpanapaka any Jodà sy Jerosalema, ny mpandrafitra ama-mpanefy vy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia fony niala tao Jerosalema i Jekonià mpanjaka sy ny renin’ny mpanjaka, ireo tandapa sy ireo mpiasam-panjakana ambony tao Joda sy Jerosalema mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpahay taovỳ.
Malagasy Bible 1865
(rehefa lasa niala tany Jerosalema Jekonia mpanjaka sy ny reniny sy ny tandapa sy ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin'ny mahay tao-zavatra sy ny mpanefy vy),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa lasa niala tany Jerosalema i Jekonia mpanjaka, ny reniny, ny tandapa, ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin’ny mpahay taozavatra sy ny mpanefy vy,
malagasy
(rehefa lasa niala tany Jerosalema Jekonia mpanjaka sy ny reniny sy ny tandapa sy ny mpanapaka ny Joda sy Jerosalema mbamin'ny mahay tao-zavatra sy ny mpanefy vy),